Telefona: 1-703-398-4141
E-mail: info@fiangonanaetodc.org

 
FanDraisana | Fanasana | Fiarahamivavaka | Toriteny | Sary | Toerana | Fifandraisana

Sary Tahiry

 

Ireto misy sary vitsivitsy tamin'ny Krismasy 2004
> Tsindrio Eto

 


 

 

Krismasy 2009

"Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra fa indro milaza teny soa mahafaly aminareo aho,

dia fifaliana lehibe izay ho an地y olona rehetra fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio

ao an-tan瀟an段 Davida, dia Kristy Tompo." Lioka 2: 10, 11

 

 

Tonga indray ity ny Noely fankalazana ny nahaterahan地y Mpamonjy koa dia faly manasa antsika rehetra eto amin地y Washington, D.C. sy ny manodidina, sy ny vahiny mandalo, ny Komity mpikarakara ny fiaraha-mivavaka mba hiaraka hankalaza ny Krismasy ny Zoma 25 Desambra 2009, amin地y 5 ora hariva ao amin地y
Wesley Theological Seminary

4500 Massachusetts Ave Washington, DC 20016.

Aorian地y fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-misakafo koa iangaviana isika mba hivimbina sakafo hiarahan地y mpianakavy mifaly: vary sy loaka ary desera.
> Tohiny

Fandraisana Anjara

Maro ny fomba hahazoanao mandray anjara toy ny:
- Famakiana teny
- Korala
- Fanomanana sy fampirimana ny toeram-pisakafoanana
> Tohiny


Hafatra