"mba ho iray ihany
izy rehetra" (Jaona 17. 21)
 |
 |
Fandraisana |
|
Tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny
Fiaraha-mivavaka Iraisam-pinoana Kristianina
Malagasy eto Washington, D.C. sy ny manodidina.
Mitsidiha matetika fa "zay mahavangivangy
tian-kavana"
-ohabolana malagasy. |

|
 |
 |
Krismasy 2007
|
Tonga indray ity ny
Noely fankalazana ny nahaterahan地y
Mpamonjy koa dia faly manasa antsika
rehetra eto amin地y Washington, D.C.
sy ny manodidina, sy ny vahiny
mandalo, ny Komity mpikarakara ny
fiaraha-mivavaka mba hiaraka
hankalaza ny Krismasy ny Sabotsy 22
desambra 2007 amin地y 7 ora sy
sasany hariva ao amin地y
Wesley Theological Seminary
4500 Massachusetts Ave Washington, DC 20005.
Aorian地y fotoam-pivavahana dia hisy
fiaraha-misakafo koa iangaviana
isika mba hivimbina sakafo
hiarahan地y mpianakavy mifaly (Jereo eto Lisitra). Ny fitaovana, ny
zava-pisotro, ary ny mofomamy dia ho
raisin地y Fiangonana anjara.
>
Tohiny |

Fandraisana
Anjara
|
Ny fiaraha-mivavaka moa dia fotoana iarahan地y Malaュgasy
midera an但ndriamanitra ary koa maneo firaisankina sy
fiaraha-mifaly. Mba hahatontosa tsara ny fiarah-mivavaka
amin地y Krismasy sy hanamafisana ny firaiュsantsika hina dia
maro ny fomba hahazoana mandray anjara mba hahatanterahana
izany. Ireto manaraka ireto no azonao handraisana anjara
>
Tohiny |

Hafatra
 |
|
|
 |