"mba ho iray ihany
izy rehetra" (Jaona 17. 21)

 


 

Telefona: 1-703-398-4141
E-mail: info@fiangonanaetodc.org

 
FanDraisana | Fanasana | Fiarahamivavaka | Sary Tahiry | Toerana | Fifandraisana

Fifandraisana

 

Raha toa ka mila fanazavana na te-hametraka fanontaniana na te-handroso soson-kevitra ianao dia manorata amin'ireto adiresy E-mail manaraka ireto:

 

 Alex Rabearisoa: metytsara@yahoo.com
 B駭oit: ra_ben@yahoo.com
 Mompera Meme Romuald: memeromuald@yahoo.fr
 Sitraka Ramarijaona: ramarijaona@hotmail.com
 

 


 

 

Krismasy 2007

Tonga indray ity ny Noely fankalazana ny nahaterahan地y Mpamonjy koa dia faly manasa antsika rehetra eto amin地y Washington, D.C. sy ny manodidina, sy ny vahiny mandalo, ny Komity mpikarakara ny fiaraha-mivavaka mba hiaraka hankalaza ny Krismasy ny Sabotsy 22 desambra 2007 amin地y 7 ora sy sasany hariva ao amin地y Wesley Theological Seminary

4500 Massachusetts Ave Washington, DC 20005.

Aorian地y fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-misakafo koa iangaviana isika mba hivimbina sakafo hiarahan地y mpianakavy mifaly (Jereo eto Lisitra). Ny fitaovana, ny zava-pisotro, ary ny mofomamy dia ho raisin地y Fiangonana anjara.
> Tohiny

Fandraisana Anjara

Ny fiaraha-mivavaka moa dia fotoana iarahan地y Malaュgasy midera an但ndriamanitra ary koa maneo firaisankina sy fiaraha-mifaly. Mba hahatontosa tsara ny fiarah-mivavaka amin地y Krismasy sy hanamafisana ny firaiュsantsika hina dia maro ny fomba hahazoana mandray anjara mba hahatanterahana izany. Ireto manaraka ireto no azonao handraisana anjara
> Tohiny

Hafatra