"mba ho iray ihany
izy rehetra" (Jaona 17. 21)
 |
 |
Fanasana |
|
Tonga indray ity ny Noely fankalaza ny
nahaterahan地y Mpamonjy koa dia faly manasa antsika
rehetra eto amin地y Washington, D.C. sy ny manodidina
sy ny vahiny mandalo ny Komity mpikarakara ny
fiaraha-mivavaka mba hiaraka hankalaza ny Krismasy
ny
Sabotsy 22 desambra 2007
amin地y
6 ora sy sasany hariva
7 ora sy sasany hariva
ao amin地y:
Wesley
Theological Seminary
4500
Massachusetts Ave
Washington, DC 20005
Aorian地y fotoam-pivavahana dia hisy
fiaraha-misakafo koa iangaviana isika mba hivimbina
sakafo hiarahan地y mpianakavy mifaly (Jereo eto Lisitra).
Ny fitaovana, ny zava-pisotro, ary ny mofomamy dia
ho raisin地y fianュgonana anjara.
Koa manantena ny fahatongavan地y rehetra. Hilazao ny
tapaka sy namana.
Ny Tompo
anie homba antsika hatrany; naverina nosoratana
tamin'ny 08 Desambra, 2007.
Ny Komity
mpikarakara |

|
 |
 |
Krismasy 2007
|
Tonga indray ity ny
Noely fankalazana ny nahaterahan地y
Mpamonjy koa dia faly manasa antsika
rehetra eto amin地y Washington, D.C.
sy ny manodidina, sy ny vahiny
mandalo, ny Komity mpikarakara ny
fiaraha-mivavaka mba hiaraka
hankalaza ny Krismasy ny Sabotsy 22
desambra 2007 amin地y 7 ora sy
sasany hariva ao amin地y
Wesley Theological Seminary
4500 Massachusetts Ave Washington, DC 20005.
Aorian地y fotoam-pivavahana dia hisy
fiaraha-misakafo koa iangaviana
isika mba hivimbina sakafo
hiarahan地y mpianakavy mifaly (Jereo eto Lisitra). Ny fitaovana, ny
zava-pisotro, ary ny mofomamy dia ho
raisin地y Fiangonana anjara.
>
Tohiny |

Fandraisana
Anjara
|
Ny fiaraha-mivavaka moa dia fotoana iarahan地y Malaュgasy
midera an但ndriamanitra ary koa maneo firaisankina sy
fiaraha-mifaly. Mba hahatontosa tsara ny fiarah-mivavaka
amin地y Krismasy sy hanamafisana ny firaiュsantsika hina dia
maro ny fomba hahazoana mandray anjara mba hahatanterahana
izany. Ireto manaraka ireto no azonao handraisana anjara
>
Tohiny |

Hafatra
 |
|
|
 |